Entry | rorampiso | |
Part of speech | noun | |
Elementary words | rora, piso | |
Explanations in Malagasy | Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina [1.1] | |
Vocabulary | Meteorology | |
Entry | roram-piso | |
Part of speech | expression | |
Elementary words | rora, piso | |
Explanations in Malagasy | ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1] | |
Vocabulary | Zoology: (in general) | |
Anagrams | mpisaroro |
Updated on 2023/01/01 |
![]() |