Entry rorampiso
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina
Mitovy hevitra: amanim-boalavo ~ erikerika ~ laviana
Vocabulary 

Entry roram-piso
Part of speech expression
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy
Vocabulary 

Updated on 2022/11/24