|
|
|
|

Entrée1  rora
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tsiranorano miforona ao anaty vava, manampy amin' ny fitelemana ny hanina ary manova ny toetoetrany simika; iray amin' ny ivy ihany ny rora, saingy somary mandroatra ary iniana avoaka. [1.1]
Explications en anglais  4  spittle [1.7]
Explications en français  5  salive, crachin [1.8]
Exemples  6  na ny rora handemany azy aza, dia toa tsy nisy intsony. [2.470]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Analogues  12  ivy, ranivy
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/27