Entry ron-doha
Part of speech expression
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] fieritreretana mafy, fisahiranana, fiahiahiana: Lany ron-doha taminao ny ray aman-dreninao
Examples 
1 [FOFAFIPE: Haivola] Tsy misy haiko intsony ny fianarana nandaniako rondoha.
2 [SeFaFi ] Mandritra izany fotoana izany, ny solombavambahoakantsika tsy nofinidy dia mandany rondoha mba ho afaka mitango faran' izay ela indrindra ny tombontsoa mifandraika amin' ny toerana nomena azy.

Updated on 2022/11/24