Entrée (1/2) | 1 romoromo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara: Farano daholo ireo romoromo amin' ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy 4 Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana: Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matavy ampian-dromoromo [1.1] |
Exemples |
5 Ny romoromo ity ho afaka ihany fa ny ampamoaka misarim-pamotorana no tsy ho tanty! [2.944#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 11 romoromo |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en malgache |
13 tsiny, alahelo tsy levona ao am-po: Sindrane ravim-borondra arahin-tsetsetre tahake gisa be arahin-dromoromo (aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henangisa arahin-tsiny) [Tanala]
[1.78] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2022/01/27 |