Entry ririnin-dasa tsy tsaroana (ririnina, lasa, tsiaro)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] mahatsiaro hatsiaka ny olona rehefa ririnina, ary izay tsaroana amin' ny fotoana iray no toa mamirifiry indrindra hatramin' izay

Updated on 2022/11/24