|
|
|
|

Entrée (1/3)1  rimorimo
Radical  2  rimo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fandehanana mafy
fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy
fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely
Explications en anglais  5  [1.7] a buzzing as of bees
Explications en français  6  [1.8] bourdonnement comme celui des abeilles
mouvement rapide
Exemples  7  Lozan' ny be rimorimo anefa, hono, raha ditsoky ny vovoka nafafiny ny mason' ny tsy manan-tsiny! [1.298]
8  Asa na misy manenjika ilay mpamily, na mampidera ny fahaizany mitondra sy fahalalany lalana, fa dia rimorimo izao! [2.4]
Vocabulaire  9  Son
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Synonymes  15  rimo

Entrée (2/3)16  rimorimo
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  [1.1] Zavamaneno vita amin' ny silaka volotsangana sahabo ho vehana ny halavany ary voatondro roa ny sakany, ka maranitra toy ny loha lefona ary misy lavaka kely eo amin' ny tendrony iray mba hitsofohan' ny tady ifatorany; misy tahony hihazonana azy koa: ahodinkodina "mirimorimo" izy io ka arakaraka ny maha-mafy ny fanodinkodinana azy no ahazoana feo mafy kokoa. (Ny Tanala no mpampiasa azy indrindra; manarakaraka, ny Sakalava, izay manome anarana azy hoe: Tambovo)
Vocabulaire  19  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (3/3)147  rimorimo
Partie du discours  148  nom
Explications en français  149  [1.196] (de rimorimo : sifflement des verges. On employait les rameaux pour fouetter les enfants ou tout au moins en faire le simulacre). Phyllanthus nummulariifolius Poir. (Phyllanthaceae). D'après Descheemaeker serait encore appelé tamborotanosy. [Merina]
150  [Betsileo]
Vocabulaire  151  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  153  rimorimo, romiromy

Mis à jour le 2024/10/30