Entrée (1/2) | 1 resy |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho 4 Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony 5 Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao 6 Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy 7 Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1] |
Explications en anglais |
8 defeated conquered, overcome [1.7] |
Explications en français |
9 battu, conquis [1.8] 10 vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196] |
Exemples |
11 Maty Ratsimive ary resy ny tafiny. [2.508] 12 Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny. [2.944] 13 Ho resy miandalana ny andro mahory! [1.267] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 24 1.1=Resy tosika=maty an-daharana=voatosika=tsy mahazo an-tsahala=voasongona=sendra tolona tsy omby tratra=ambaka noho=latsaka ambany noho=tsy mahaleo=tsy mahasehaka=tsy mahovoka=tsy mahatohitra=milavo lefona=miamboho lahy=mifori-drambo=mandray sanga=mangataka ranomandry=resy tsy miady |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Titres |
|
Entrée (2/2) | 45 resy |
Partie du discours | 46 verbe passif |
Explications en malgache |
47 noana [Taisaka, Tanosy]
[1.78] |
Anagrammes | 48 resy, sery |
Mis à jour le 2023/05/29 |