Entry | resaka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola ¶ Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao ¶ Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | conversation, talk [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | conversation; entretien [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
causerie [1.3] | ||||||||||||||||
[Sakalava-Mayotte] cri, hurlement [1.405] | ||||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Compound words, titles, names |
| |||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word resaka | |||||||||||||||
Anagrams |
Updated on 2022/11/06 |
![]() |