Entry rera-
Part of speech morphological form of reraka
Examples 
1 [Dox: Amina] Tsy eo rahavako ny setroka, inona ary no hatao, Aza be ahiahy fa rera-doatra anie hianao!
2 [Andraina: Mitaraina] Rera-dahasa ny olona andavanandro, ka ny asabotsy hariva izy matetika no namela-pandrika, dia ny alahady maraina no nisafo.

Updated on 2022/11/24