Entry |
rehareha
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ ¶ Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena. [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | pride, boasting [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | orgueil [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain [Abinal 1888]
|
| vantardise [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
rehareha
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea) [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | arbre [Abinal 1888]
|
Vocabulary |
Scientific name | Colea floribunda |
Analogs |
reharehalahy ~
reharehavavy |
|