Entry refy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Halavana mitovy amin' ny halavan' ny sandry roa mitsotra tsara (ny refy dia sahala amin' ny mamakitratra indroa, na zehy imbalo na tondro inenina amby sivifolo, ka mitovy amin' ny 1, 75 metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ampiasaina ankehitriny)
¶ Halavana: Zahao kely ny refin' ity latabatra ity.
Explanations in English  [Hallanger 1973] a fathom, about six feet; any unit of linear or surface measure
Explanations in French  [Hallanger 1974] brasse, 1 m 80, environ; unité quelconque de mesure linéaire
  [SLP 1986] dimension, mesure; cote
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2020/07/31