Entry |
re
|
Part of speech | participle
|
Explanations in Malagasy | Heno:
Renao ve izany vorona mihira izany? ¶ Fantatra:
Efa renao ny nialan-dRakoto. ¶ Tsapan' ny fandrenesana, toy ny fanamboloana:
Tsy reko izany fofona ao izany fa voan' ny sery aho;
ny fandrenesana tsiron-kanina:
Tsy reny akory ny hamamin' ny siramamy;
ny fikasihana:
Reko ny tsongo ataony ahy. ¶ Tsaroana: Reko tsara loatra izany fahoriako [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | heard; perceived by the senses, as pain or smell [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | entendu [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [Abinal 1888]
|
| perçu par le sens du toucher, l'odorat, du goûter [Hallanger 1974]
|
Derivations |
Morphology |
re
reko
renao
reny
rentsika
renay
renareo
ren'
ren-
rem-
| |
re
reko
renao
reny
rentsika
renay
renareo
ren'
ren-
rem-
| |
ho re
ho reko
ho renao
ho reny
ho rentsika
ho renay
ho renareo
ho ren'
ho ren-
ho rem-
| |
|
Synonyms | |
Compound words, titles, names |
|
Examples |
|
|
Entry |
re
|
Part of speech | particule
|
Explanations in Malagasy | Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny:
Inona re no hataoko e; handeha sa hijanona?;
ary amin' ny fehezanteny tsotra kosa raha mangataka mitalaho:
Mifona re, tompoko, fa tsy hanao intsony aho [Rajemisa 1985]
|
Examples |
|
|
Entry |
~re~
|
Part of speech | infix
|
Explanations in French | infixe qui sert à former le pluriel des
pronoms-adjectifs démonstratifs: io -> ireo [Rajemisa: Grammaire]
|
|
Entry |
re
 |
Part of speech | noun (symbol)
|
Explanations in Malagasy | Ny feo faharoa manarakaraka ny do amin' ny ambaratongam-peo fito amin' ny gama [Rajemisa 1985]
|
Vocabulary |
Illustrations |
|
|
Entry |
Re
 |
Part of speech | noun (symbol)
|
Explanations in Malagasy | Singa mivaingana, faha-75 amin'ny firaketan'i Mendeleiev.
[3.1]
|
Explanations in English | Rhenium. [3.1]
|
Explanations in French | Rhénium. [3.1]
|
Vocabulary |
|