Entry ray
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny) [1.1]
  [Bara, Sakalava, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tanosy] aba [1.78]
  [Provincial] ada [1.2]
  [Betsimisaraka] baba [1.78]
  dada [1.1]
  ikaky [1.7]
  [Tankarana] kaky [1.19]
Explanations in English father [1.2, 1.7]
Explanations in French père [1.3, 1.54, 1.8, 1.5]
 oncle [1.3, 1.5]
 beau-père, père adoptif, père nourricier, les hommes âgés [1.3]
Vocabulary 
Morphology 
ray
raiko
rainao
rainy
raintsika
rainay
rainareo
rain'
rain-
raim-
-dray
-draiko
-drainao
-drainy
-draintsika
-drainay
-drainareo
-drain'
-drain-
-draim-
Derivatives 
Compound words 
Synonyms aba ~ ada ~ baba ~ dada ~ ikaky
Analogs  andry iankinana ~ haja sy voninahitra ~ kiady sy voninahitra ~ lany voamena zato ~ lany sikajy arivo ~ vato nandiavana
Proverbs 

Entry ray
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kasika: Zaza tia ray
¶ Fakana zavatra amin' ny tanana
¶ Fampidirana olona ao an-trano [1.1]
Explanations in French action de saisir avec la main [1.3, 1.5]
 action de prendre, d'accueillir, de donner l'hospitalité, de recevoir, d'admettre [1.3]
Derivatives 
 
Synonyms rairay

Entry ray
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro: Henoy izao teny izao, ray vahoaka [1.1]
Explanations in French pour ry : Ray olona! (Ô peuple!) [1.3]

Entry ray
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fanononana haingana ny Iray [1.1]

Entry ray
Part of speech noun
Explanations in English  tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel [1.7]

Anagrams ria, arỳ, ira

Updated on 2022/11/23