Entry |
ray
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny) [Rajemisa 1985]
|
| [Bara, Sakalava, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tanosy]
aba
[Rakotosaona 1975]
|
| [Provincial]
ada
[Richardson 1885]
|
| [Betsimisaraka]
baba
[Rakotosaona 1975]
|
| dada
[Rajemisa 1985]
|
| ikaky
[Hallanger 1973]
|
| [Tankarana]
kaky
[David: Dialectes (takila K)]
|
Explanations in English | father [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
Explanations in French | père [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
|
| oncle [Rajaonarimanana 1995]
|
Vocabulary |
Morphology |
ray
raiko
rainao
rainy
raintsika
rainay
rainareo
rain'
rain-
raim-
| |
-dray
-draiko
-drainao
-drainy
-draintsika
-drainay
-drainareo
-drain'
-drain-
-draim-
| |
|
Synonyms | ~ ~ ~ ~ |
Compound words, titles, names |
|
Analogs |
andry iankinana ~
haja sy voninahitra ~
kiady sy voninahitra ~
lany voamena zato ~
lany sikajy arivo ~
vato nandiavana |
Quotes |
|
Entry |
ray
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Kasika: Zaza tia ray ¶ Fakana zavatra amin' ny tanana ¶ Fampidirana olona ao an-trano [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | action de saisir avec la main [Rajaonarimanana 1995]
|
Derivations |
Synonyms | |
|
Entry |
ray
|
Part of speech | interjection
|
Explanations in Malagasy | Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro:
Henoy izao teny izao, ray vahoaka [Rajemisa 1985]
|
|
Entry |
ray
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Fanononana haingana ny Iray
[Rajemisa 1985]
|
|
Entry |
ray
 |
Part of speech | noun
|
Explanations in English | tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel
[Hallanger 1973]
|
|