Entrée | 1 ratsy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao [1.1] 4 Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany [1.1] 5 Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra [1.1] 6 Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [1.1] |
Explications en anglais |
7 Bad; wicked [1.7] |
Explications en français |
8 Mauvais [1.3#516, 1.8] 9 Méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain [1.3#516] |
Exemples |
10 Ary ny alarobia, tonon' andro ratsy; [2.48] 11 Niteny ratsy tamiko izy, hoy Feno. [2.472] 12 Tsy nitsahatra teo anefa ny asa ratsin-dRakoto. [2.285#285] 13 Ka inona no tetik' ady ratsiny, araka ny voalaza taminao? [2.643#187] 14 Maty I Solo, maty noho ny anjara ratsin' ny fianakavianay. [2.472#162] 15 Nefa tsy afa-maina fa ahazoanao dimam-polo miampy izay valisoa omen' ny mpividy ity nama-ratsinao. [2.323#8] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 23 Ratsiratsy, tsizarizary, tsy tsara, tsy manahoana, eo ho eo, benahoana, tsy vanona, tsy mahomby, tsy manjary, fatritran-javatra |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Ethnonymes |
|
Proverbes | 52 Proverbes contenant le mot ratsy |
Anagrammes | 53 ratsy, satry |
Mis à jour le 2023/05/15 |