Entry rasao (rasa)
Part of speech imperative of passive verb rasaina [full list]
Examples 
1 [Rajemisa 1985] Rasao ity omby ity
2 [Abinal 1888] Rasao ny omby (Découpez le boeuf)
3 [Baiboly: 2:029:017/Eksodosy 29:17..] ary rasao tsara ny ondrilahy, dia sasao ny taovany sy ny tongony, ka ataovy eo ambonin'ny voarasa sy ny lohany;

Updated on 2020/07/31