|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rarina
Radical  2  rary
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Angatahina mba handresy, mba ho soa sy ho tsara amin' ny alalan' ny vavaka: Rarina ho zina ny taona, handresy ny tafika [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Entrée (2/2)9  rarina
Radical  10  rary
Partie du discours  11  verbe passif
Explications en malgache  12  Ampifampidipidirina mba ho tonga tsihy; randranina [1.1]
Explications en anglais  13  to be plaited, to be woven [1.7]
Explications en français  14  qu'on tresse [1.8]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :

Anagrammes  19  narary, Ranary, rarany, rarina, rirana

Mis à jour le 2020/07/31