Entry rantsan-tongotra (rantsana, tongotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] (rantsantongotra) Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tongotra dimy, mifamaly amin' ny rantsantanana
¶ Ireo rantsana folo amin' ny tongotra
Explanations in English  [Richardson 1885, Hallanger 1973] the toes
Explanations in French  [Hallanger 1974] les doigts du pied
Vocabulary 
Analogs  rantsan-tanana

Updated on 2022/11/24