|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rantsana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty.
4Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.].
[1.2] 6a branch. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7branche.
[1.8, 1.13] 8branche d'un arbre. [1.196] |
| Ohatra |
9 fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao.
[1.357]
10 Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 23Fikambanana 29 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 25Randzavola: rantsana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|