Entry rano velona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Metaly ranony ka mihanankanana toy ny menaka ary fampiasa indrindra hanaovana fitaovana fitsapana hafanana
Quotes 

Entry rano velona
Part of speech expression
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] rano mikoriana; loharano avy any an-kavoana ary miboika ao amin' ny vody tendrombohitra ka mikoriana manondraka ny lohasaha
Explanations in English  [Richardson 1885] Running water conducted by a channel to another place, artificial irrigation

Updated on 2022/11/25