Entry | ranon-dolana | |
Part of speech | noun | |
Elementary words | rano, lolana | |
Explanations in Malagasy | ranona hontsam-bilia, ranon' ozan-dovia, rano avy amin' ny nanasana lovia, vilany [1.1] | |
rano maloto avy nampiasaina tamin'ny fikarakarana sakafo [1.13] | ||
Explanations in French | eaux usées [1.13] | |
Examples | Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka.
[2.470] | |
Updated on 2023/01/01 |
![]() |