Entry ranon > ranon-taova
Part of speech expression
Explanations in Malagasy lotso avy amin'ny fihary [SLP 1986]
Explanations in French liquide glandulaire [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry ranon > ranon-tsinay
Part of speech expression
Explanations in Malagasy lotson-tsinay [SLP 1986]
Explanations in French suc intestinal [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry ranon > ranon-tsarakaty
Part of speech expression
Explanations in Malagasy lotso avoakan'ny sarakaty [SLP 1986]
Explanations in French suc pancréatique [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms tsiron-tsarakaty

Entry ranon > ranon-tavolo
Part of speech expression
Explanations in Malagasy koban-tavolo fanenjanana lamba [SLP 1986]
Explanations in French empois d'amidon cru [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry ranon > ranon-javatra
Part of speech expression
Explanations in French jus, solution [SLP 1986]

Entry ranon > ranon-kena
Part of speech expression
Explanations in French jus de viande [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry ranon > ranon-tambiazina (rano, tambiazina)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy rano manopy mena toy ny misy vy [Rajemisa 1985]
Quotes 

Entry ranon > rano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana [Rajemisa 1985]
Explanations in English water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.] [Richardson 1885]
 water; liquid [Hallanger 1973]
Explanations in French eau; liquide [Hallanger 1974]
  [Sakalava-Mayotte] eau [Andilidine: Lexique (takila R)]
Derivations 
Morphology 
rano
ranoko
ranonao
ranony
ranontsika
ranonay
ranonareo
ranon'
ranon-
ranom-
-drano
-dranoko
-dranonao
-dranony
-dranontsika
-dranonay
-dranonareo
-dranon'
-dranon-
-dranom-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Niroboka tao anaty rano izy ireo; [Rajohanesa: Kintana]
2Misotro rano dikain' ny gisa anie! [Dahle: Angano, page 286]
3Nalahatra tsara niamboho rano ireo; [Andraina: Sahabe, page PAGE]
4Jereo iry botry am-povoan-drano iry! [FOFAFIPE: Tongavola, page 95]
5ny lakana no manjaka ambonin'ny rano
inona no manjaka ambonin'ny tany?
[Fox: Hainteny, number 336]
6Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano. [Andriamalala: Ranomasina, page 72]
7Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 56]
8Rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika. [Andraina: Mitaraina, page 93]
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word rano (70)
Aborano
Alatsinainy-Loharano
Ambakirano
Ambalarano
Ambinanindrano
Ambodirano
Ambohidrano
Ambohidranomanga
Ampararano
Ampararanokely
Anaborano
Anahidrano
Andoharano
Andranobe
Andranofasika
Andranofotsy
Andranolava
  Andranomadio
Andranomafana
Andranomahitsy
Andranomainty
Andranomaitso
Andranomalaza
Andranomamy
Andranomanga
Andranomangatsiaka
Andranomanintsy
Andranomasina
Andranomavo
Andranomavokely
Andranomena
Andranomiditra
Andranonakanga
Andranoroa
  Andranosoa
Andranotakatra
Andranotantely
Andranotelo
Andranotsara
Andranovaky
Andranovato
Andranovelona
Andranovola
Andranovoribe
Andranovory
Anivorano
Antsampandrano
Berano
Bokarano
Iaborano
Kiranomena
  Loharano
Madiorano
Maevarano
Maintirano
Mangarano
Mariarano
Mavorano
Mitsinjorano
Morarano
Ranobe
Ranofotsy
Ranomafana
Ranomainty
Ranomandry
Ranomena
Ranotsara
Soarano
  Tsararano
Tsinjorano

Entry ranon > rano
Part of speech noun
Explanations in French  Eau ; mais aussi la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry ranon > rano
Part of speech noun
Explanations in English a child that dies under two years of age [Richardson 1885]

Entry ranon > rano
Part of speech noun
Explanations in English a disease supposed to arise from water [Richardson 1885]
Vocabulary 

Entry ranon > rano
Part of speech adjective
Explanations in English soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration [Richardson 1885]

Entry ranon > raño
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] sakaiza [Rakotosaona 1975]

Entry ranon > ranon-dra
Part of speech expression
Explanations in Malagasy rano misy lio mena sy ny lio fotsy ary ny serôma [SLP 1986]
Explanations in French plasma [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry ranon > ranon-koba (rano, koba)
Part of speech expression
Explanations in English Same as Ranom-Bary. [Richardson 1885]

Entry ranon > ranon-tany (rano, tany)
Part of speech expression
Explanations in English The loose earth thrown up in digging, as distinct from the lumps. [Richardson 1885]

Entry ranon > rano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana [Rajemisa 1985]
Explanations in English water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.] [Richardson 1885]
 water; liquid [Hallanger 1973]
Explanations in French eau; liquide [Hallanger 1974]
  [Sakalava-Mayotte] eau [Andilidine: Lexique (takila R)]
Derivations 
Morphology 
rano
ranoko
ranonao
ranony
ranontsika
ranonay
ranonareo
ranon'
ranon-
ranom-
-drano
-dranoko
-dranonao
-dranony
-dranontsika
-dranonay
-dranonareo
-dranon'
-dranon-
-dranom-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Niroboka tao anaty rano izy ireo; [Rajohanesa: Kintana]
2Misotro rano dikain' ny gisa anie! [Dahle: Angano, page 286]
3Nalahatra tsara niamboho rano ireo; [Andraina: Sahabe, page PAGE]
4Jereo iry botry am-povoan-drano iry! [FOFAFIPE: Tongavola, page 95]
5ny lakana no manjaka ambonin'ny rano
inona no manjaka ambonin'ny tany?
[Fox: Hainteny, number 336]
6Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano. [Andriamalala: Ranomasina, page 72]
7Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 56]
8Rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika. [Andraina: Mitaraina, page 93]
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word rano (70)
Aborano
Alatsinainy-Loharano
Ambakirano
Ambalarano
Ambinanindrano
Ambodirano
Ambohidrano
Ambohidranomanga
Ampararano
Ampararanokely
Anaborano
Anahidrano
Andoharano
Andranobe
Andranofasika
Andranofotsy
Andranolava
  Andranomadio
Andranomafana
Andranomahitsy
Andranomainty
Andranomaitso
Andranomalaza
Andranomamy
Andranomanga
Andranomangatsiaka
Andranomanintsy
Andranomasina
Andranomavo
Andranomavokely
Andranomena
Andranomiditra
Andranonakanga
Andranoroa
  Andranosoa
Andranotakatra
Andranotantely
Andranotelo
Andranotsara
Andranovaky
Andranovato
Andranovelona
Andranovola
Andranovoribe
Andranovory
Anivorano
Antsampandrano
Berano
Bokarano
Iaborano
Kiranomena
  Loharano
Madiorano
Maevarano
Maintirano
Mangarano
Mariarano
Mavorano
Mitsinjorano
Morarano
Ranobe
Ranofotsy
Ranomafana
Ranomainty
Ranomandry
Ranomena
Ranotsara
Soarano
  Tsararano
Tsinjorano

Entry ranon > rano
Part of speech noun
Explanations in French  Eau ; mais aussi la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry ranon > rano
Part of speech noun
Explanations in English a child that dies under two years of age [Richardson 1885]

Entry ranon > rano
Part of speech noun
Explanations in English a disease supposed to arise from water [Richardson 1885]
Vocabulary 

Entry ranon > rano
Part of speech adjective
Explanations in English soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration [Richardson 1885]

Entry ranon > raño
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] sakaiza [Rakotosaona 1975]

Entry ranon > ranon-tenany (rano, tena)
Part of speech expression
Explanations in English The rain that falls upon a piece of ground rendering artificial irrigation unnecessary; lit. its own water. [Richardson 1885]

Entry ranon > ranon-dolana (rano, lolana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy ranona hontsam-bilia, ranon' ozan-dovia, rano avy amin' ny nanasana lovia, vilany [Rajemisa 1985]
 rano maloto avy nampiasaina tamin'ny fikarakarana sakafo [SLP 1986]
Explanations in French eaux usées [SLP 1986]

Entry ranon > ranon-tsokay
Part of speech expression
Explanations in French eaux de chaux [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry ranon > ranon-tsosoa (rano, sosoa)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy ranon' ny vary natao sosoa [Rajemisa 1985]

Entry ranon > ranon-delo (rano, lelo)
Part of speech expression
Explanations in English A running of the nose. [Richardson 1885]
Vocabulary