Entry ranomaso tsy miaraka amam-paty (rano, maso, tsy, araka, amana, faty)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza fa tsy mety raira tsy mifanaraka amin' ny toe-javatra miseho izay atao, indrindra izay mikasika ny fahoriana na ny alahelo (raha zavatra mikasika ny hafaliana kosa no resahina dia atao hoe "haingo diso an' Iarivo")

Updated on 2022/11/24