Entry ranomasina (rano, hasina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, manodidina ny tany: Masirasira ny tsiron' ny ranomasina ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany
Explanations in English  [Richardson 1885] The sea
¶ the first water carried up at the ceremony of circumcision, which is obtained by the immersion of the person fetching it, together with the calabash in which it is carried. Should the child be expected to reign, the water must be fetched from the sea. [Jav. Ranu masim.]
  [Hallanger 1973] the sea
Explanations in French  [Hallanger 1974] la mer
Vocabulary 
Morphology 
ranomasina
ranomasiko
ranomasinao
ranomasiny
ranomasintsika
ranomasinay
ranomasinareo
ranomasin'
ranomasin-
ranomasim-
ranomasi-
-dranomasina
-dranomasiko
-dranomasinao
-dranomasiny
-dranomasintsika
-dranomasinay
-dranomasinareo
-dranomasin'
-dranomasin-
-dranomasim-
-dranomasi-
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Andriamalala: Ranomasina, page 42] Heveriko fa eo amin' ny ranomasina ny ho-avinareo.
2 [Callet: Tantara, page 75] Ireo no tany fanalan' andriana ranomasina.
Quotes 
Articles 

Entry Ranomasina
Part of speech name (book or play title)
Author Andriamalala Emilson Daniel
Publishings 2000. Librairie Mixte. Width: 12cm. Height: 17cm. Pages: 74. Copies: 600.
Tables and plates All the titles

Updated on 2022/07/18