Entry ranoiray
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985 page 818] jereo ranoray
Examples  [Andriamalala: Taolambalo] Razazalahy kosa, dia voatafin' ny akanjo volonondry fotsy ranoiray, nosinganin' ny sombin-damba mavo haboka nipentina ranombalahy nitsidika teo an-tratrany havia.

Entry rano iray
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [] jereo ranoray

Updated on 2022/11/24