Entry rano an-tsahafa (rano, sahafa)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] rano ampiasaina amin' ny velirano tsy hifamadika: Atao ao anaty sahafa ny rano dia eo no miozonozona ny olona mianiana
Explanations in English  [Richardson 1885] Business of agreements made by persons as to the place of doing something

Updated on 2022/11/24