Entry rano an-tandro-potsy (rano, tandroka, fotsy)
Part of speech expression
Elementary words rano, tandro, fotsy
Explanations in Malagasy rano nataon' ny mpitahiry sampy fahizay tao anaty tandro-potsy ka namafazany ny olona raha tahiny nisy areti-mifindra namely ny vahoaka [1.1]

Updated on 2023/01/01