Entry rano an-tandro-potsy (rano, tandroka, fotsy)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] rano nataon' ny mpitahiry sampy fahizay tao anaty tandro-potsy ka namafazany ny olona raha tahiny nisy areti-mifindra namely ny vahoaka

Updated on 2022/11/25