Entry ranga maso
Part of speech expression
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] enti-manondro ny maso kaodikaody
Explanations in French  [Abinal 1888 page 507] qui lève les yeux, qui a le regard craintif
Synonyms ranga sofina
Compound words, titles, names 
Examples  [Andraina: Mitaraina, page 246] Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa;

Updated on 2022/11/24