|
|
|
|

Entrée (1/2)1  randrana
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Vocabulaire  8  Coiffures
Explications en malgache  9  volon-doha [Tambahoaka] [1.78]
10  Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana
11  Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany:
12  Antaimoro: lafitr' akondro, ny telo an-kila, tsitombotomboka, vakimanasa
13  Betsileo: bango, bango anakova, bango tsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifolo an' ila, kitokandalana, kivona, randrana tsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volo misaona
14  Merina: bango ankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho [1.1]
Explications en anglais  15  a plait, a tress of hair. [1.2]
16  a braid [1.7]
Explications en français  17  entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux
18  arrangement des paroles [1.3]
19  tresse [1.8]
Exemples  20  amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora. [2.470]
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot randrana

Entrée (2/2)30  randrana
Partie du discours  31  nom
Vocabulaire  32  Botanique
Explications en français  33  plante aquatique à tubercules [1.3]
34  [Merina] [1.196]

Anagrammes  35  ndranara, randrana

Mis à jour le 2023/07/22