Entry ramose
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy
Vocabulary 
Origin French: monsieur.
Synonyms mose
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 13] Mba faly amin' ialahy ve Ramose?
2 [Callet: Tantara] Fantatry Ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa.

Entry Ramose
Part of speech name (book title)
Author Ratsifandrihamanana Clarisse, 2006
Publishings 2006. Librairie Mixte. Pages: 255.
Tables and plates All the titles
Text 

Updated on 2020/07/31