|
|
|
|

Teny iditra1 rambondanitra
Singan-teny  2rambo, 3lanitra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [rambin-danitra] 6A water-spout. [1.2]
[rambin-danitra] 7a waterspout, the funnel of a tornado. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [rambin-danitra] 8trombe. [1.8]
Voambolana  9 Haitoetrandro
Mpanahaka  10 anina, 11 anindambo, 12 anintafara, 13 alapoie, 14 ambarao, 15 ampalo, 16 ampela, 17 animbaratra, 18 fandohotse, 19 radraty, 20 raorao, 21 rea, 22 sikilaonina, 23 sobe, 24 tadio, 25 tafiodrivotra, 26 tafiotra, 27 tsitoly, 28 varatraza, 29 variona
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  51 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09