|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ramangorona
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Botanique: herbe
Explications en malgache  4  Zavamaniry madinika izay raha vao voatohina dia mihorona [1.1]
Analogues  5  Mihoronkorona, modimodia, kelimanjakalanitra, ambatofotsikely
Mots élémentaires  6  ra, mangorona

Entrée (2/2)7  ramangorona
Partie du discours  8  nom
Vocabulaire  9  Religions, Croyances
Explications en malgache  10  Biby be misambotra ary mandentika any anaty rano araka ny voalazan' ny angano [1.1]
Explications en anglais  11  A mythical person. [1.2]
Mots élémentaires  12  ra, mangorona

Mis à jour le 2024/03/09