|
|
|
|

Entrée (1/3)1  raloba
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Musique: instruments
Explications en malgache  4  Karazana korintsana vita amin' ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azy) [1.1]
Hypéronyme 
Illustrations 
5 

Entrée (2/3)6  raloba
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany [1.1]
Analogues  9  sasy, baheza

Entrée (3/3)10  raloba
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  dihin'ny ntaolo [Sihanaka] [1.78]

Anagrammes  13  labaro, raloba

Mis à jour le 2023/03/19