Entry | Rakotonaivo François | |
Part of speech | name (anthroponym) | |
Explanations in Malagasy | Rakotonaivo François (1924-) ¶ Teraka tany Betatao (Anjojorobe) tamin' ny 10 oktobra 1924. Nianatra tao amin' ny Petit Séminaire-Ambohipo, Kolejy Masina Misely-Amparibe, ary Lycée Galliéni izy. Nampianatra nandritra ny 14 taona. Nanomboka nanoratra tao amin' ny gazety " Anivon' ny Riaka - L' Ile Australe" niandraikitran' Andriamatoa Régis Rajemisa-Raolison. Talen' ny gazety Sori-Dalana (1957-1958). Tonian' ny Filazam-baovao tao amin' ny Radio-Madagasikara teto Antananarivo, tany Antsiranana sy tany Fianarantsoa. Talen' ny Radio-Madagasikara (1976-1978). Mari-boninahitra: Chevalier de l'Ordre national Malagasy. [Rakotonaivo: Hainteny 1] | |
Vocabulary | Literature: authors | |
Literary works | Fianarana jeografia Hainteny ankehitriny Le laïcat et la pastorale de la justice et la charité Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina Ny Haintenin'ny Ntaolo Ny riba malagasy eran' ny nosy Rakibolana frantsay - malagasy | |
Updated on 2021/11/28 |
![]() |