Entrée 1/2 rainiolona
Mots élémentaires ray ; olona
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha [1.1]
Explications en anglais Artillerymen [1.2]
Explications en français Les artilleurs [1.3]
Exemples Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava. [2.472]
Vocabulaire 

Entrée 2/2 rainiolona
Mots élémentaires ray ; olona
Partie du discours nom
Explications en anglais The elders of a tribe or town, the chief tribe [1.2]
Explications en français [ rain' ny olona ] Les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne [1.3]
Exemples Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka; [2.48]

Mis à jour le 2023/11/27