Entrée rahavavy
Partie du discours nom
Explications en malgache Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa. Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy. [1.1]
Explications en anglais A sister of a woman; lit. when feminine. Comp. anabavy. [1.2]
 A woman has rahavavy and an anadahy [1.26]
 The sister of a woman; cf. anabavy [1.7]
Explications en français Soeur d'une soeur [1.54]
 La soeur d'une femme; cf. anabavy [1.8]
Exemples Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja. [2.48]
Vocabulaire 
Dérivés 
Toponymes 
Analogues  anabavy ~ anadahy ~ rahalahy

Mis à jour le 2021/12/13