Entry raban-tsahona (raba, sahona)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] feon' ny sahona mihoraka
¶ fikorontanana noho ny tsy fisian' ny mpitondra fa samy manao izay tiany ny olon-drehetra
Explanations in English  [Richardson 1885] Irregularity, disorder, insubordination, lawless government, anarchy. See barnahiny, and baroa. This former part of this word is probably a corruption of arahaba
Explanations in French  [Abinal 1888] coassement des grenouilles
¶ Fig. anarchie, désordre
Synonyms fanjakana raban-tsahona ~ fanjakan' i Baroa ~ tany manjaka hova

Updated on 2022/10/15