Entry posiposy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika [Rajemisa 1985]
Origin French: pousse-pousse.
Synonyms posy
Illustrations 

Updated on 2020/07/31