Entrée | 1 piano |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Musique: instruments |
Explications en malgache |
4 Zavamaneno misy fitendry toy ny arimonia, saingy tsy mba rivotra no mampaneno azy fa ny fikapohana ny fitendrena izay mifandray amin' ny tadim-peo mikarantsana tsirairay avy: Mitendry piano [1.1] |
Exemples |
5 Somary manokana ny momba ilay mpitendry piano avy ao Manakambahiny avaratr' i Vohidiala. [2.472] |
Hypéronyme |
|
Anagrammes | 6 paino, piano |
Mis à jour le 2023/03/19 |