Entry | pasoka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | fanalamana, fanalana ny ketronketrona amin' ny fitafiana amin' ny alalan' ny vy nohafanaina ka asosa ary tsindriana eo amboniny [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | smoothness, sleekness. See kasoka, kasika, safo [1.2] | |||||||||||||||
Explanations in French | acton de polir, de lisser, de repasser du linge ¶ action de bien limer un discours [1.3] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Anagrams |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |