Entrée | pasohina (pasoka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Lamaina, tsindriana amin' ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona na miforiporitra: Tokony hopasohina iny pataloanao iny fa efa miforiporitra Alamina: Pasohy tsara aloha ny resaka vao mihaona amin' ny lehibe [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be smoothed, to be ironed, to be palliated. [1.2] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |