Entry paradoxe
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Malzac 1893] hevitra manohitra ny hevitry ny be sy ny maro
  [Rakotonaivo 1993] hevimanohitra, hevimitsipaka, hevimifanohitra (amin' ny mahazatra)
Examples  [Rajemisa: Fiteny 3, page 151] Tao amin'ity Kolejy farany ity no nanombohany nanoratra raha nandray anjara tamin'ny gazety nifanaovan'izy samy mpianatra tao izy, ka tamin'izay no nakany ny solon'anarana hoe " Dox" mifanohitra amin'ny hoe "paradoxe" , hoy izy, no nakany an'io noho izy tsy mba tia "paradoxe"

Updated on 2020/07/31