Entrée | paohina (paoka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Faohina avy hatrany ary amim-pahakingana: Nopaohin' ny papango ny akohokely Alaina an-keriny avy hatrany dia entina mandositra: Nopaohin' ny tontakely daholo ny fitafiany rehetra tao an-trano [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be snatched, to be carried off [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on enlève lestement, qu'on rafle: Nopaohin' ny papango ny akoho kely (La papangue a enlevé les petits poulets) ~ Nopaohin' ny mpangalatra ny fitafiako rehetra teto an-trano (Les voleurs ont raflé tous mes vêtements dans la maison) [1.3] | ||||||||
Qu'on saisit, qu'on emporte [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot paohina | ||||||||
Anagrammes | anapiho, anapohy, anipaho, ipohana, paohina, poahina |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |