Entry | ovana (ova) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio ¶ Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word ovana | ||||||||||||||||
Entry | ovana | ||||||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny ¶ Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explanations in French | [Betsimisaraka] Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ). [Boiteau 1997] | ||||||||||||||||
Vocabulary | Botany: (in general) | ||||||||||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||||||||||
Entry | ovana | ||||||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||||||
Explanations in French | [Bezanozano] (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes. [Boiteau 1997] | ||||||||||||||||
Vocabulary | Botany | ||||||||||||||||
Scientific name | Phloga polystachya | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |