Entry |
otrika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | [Merina]
Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé. Exemple : Aotreo ao an-davaka ireo akondro ireo = faites mûrir ces bananes en les chauffant dans un trou (Malzac). On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique. [Boiteau 1997]
|
Vocabulary |
Derivations |
Morphology |
otrika
otriko
otrikao
otriny
otritsika
otrikay
otrikareo
otrik'
otri-
otriky
| |
|
Compound words, titles, names |
|
Quotes |
|
Entry |
otrika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | an ambush [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | embuscade [Hallanger 1974]
|
Compound words, titles, names |
|
Analogs |
otrikaretina |
Quotes |
|
Entry |
otrika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | petite poule d'eau [Rajemisa: Vakoka]
|
Vocabulary |
Examples | Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [Callet: Tantara]
|
|