|
|
|
|

Entrée (1/3)1  orana
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Adjectifs :
Vocabulaire  5  Météorologie
Explications en malgache  6  Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana [1.1]
7  Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1]
Explications en anglais  8  Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.] [1.2]
9  Rain [1.7]
Explications en français  10  Pluie [1.8]
Exemples  11  Midona ny orana any Ankaratra [2.131]
Morphologie 
12  Simple :
Synonymes  13  ranonorana
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot orana

Entrée (2/3)21  orana
Partie du discours  22  nom
Dérivés 
23  Verbes actifs :
24  Verbes passifs :
25  Noms :
Explications en malgache  26  Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy. [1.1]

Entrée (3/3)27  orana
Partie du discours  28  nom
Vocabulaire  29  Zoologie: invertébrés
Explications en malgache  30  patsa [Tanosy] [1.78]
31  Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana aman-tongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny [1.1]
Explications en anglais  32  the Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.] [1.2]
33  a shrimp [1.7]
Explications en français  34  écrevisse [1.8]
Exemples  35  Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo [2.324]
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes  40  Proverbes contenant le mot orana

Anagrammes  41  anaro, arano, arona, aroña, orana, ranao, raona, roaña

Mis à jour le 2023/08/03