|
|
|
|

Entrée1  onena
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Mangoraka, malahelo, miombona alahelo amin' ny olona ory na mijaly: Onena an' io mahantra io aho hany ka manome volakely azy isaky ny mandalo eo aminy
4  Hetsehim-po: Onena daholo ny olona nandre ny lahateniny [1.1]
Explications en anglais  5  low-spirited, dejected. It governs the accusative case. [1.2]
6  to feel sorry for someone [1.7]
Explications en français  7  Impressionné, attendri, qui ressent de la compassion, ému: Onena azy ory aho (Je suis attendri par ses souffrances) ~ Onena aho nandre izany laha-teny izany (J’ai été ému en entendant ce discours) [1.3]
8  avoir pitié [1.8]
Exemples  9  onena ny fahadalako izy. [2.471]
10  onena anareo aho, hoy izy nihatsaravelatsihy, nefa atao ahoana moa fa izany no lalàn' ny tany [2.5]
Vocabulaire  11  Emotions
Dérivés 
12  Verbes passifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Analogues  15  antra, malahelo, ngoaina, hontsa, toro aty, mangotika aty, manotika ny kibo, mangoraka, mangora-po, mitsetra, mitse-po, mifaditrovana, mamelovelo fo

Anagrammes  16  anone, aonen, naone, onena

Mis à jour le 2020/07/31