Entry ondry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka.
Explanations in English  [Richardson 1885] a sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.]
  [Hallanger 1973] a sheep
Explanations in French  [Rajemisa: Vakoka, SLP 1986] mouton
  [Hallanger 1974] mouton, brebis
Vocabulary 
Scientific name Ovis platyura
Compound words, titles, names 
 
Analogs  ondrikondrika
Quotes 

Updated on 2020/07/31